Dikan'ny teny : mandevona

Hampiditra dikany hafa
(levona) mt.p. (mandeubna): Manafongana, manafoana: Mandevona ny zavatra rehetra manodidina ny ipoahany ny baomba atomika. ? Manimba: Aza mandeuona ny zavatr'olona ~ Mandrava, mandringana, mamongatra: Jiolahy no nandevona ny fananany rehetra teto. 1 Mampanjary ho fofona, etona na rano: Mandevona ny rira ny rano. 1 Mampanjary ny sakafo hanina ho za vatra mahavelona ny tena: Ny vavony no mandevona ny sakafo hanin tsika Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053