Dikan'ny teny : mandia

Hampiditra dikany vaovao
1 (dia) mt.p. sady mt.s. (mandiava): Manitsaka, mandeha amin'ny...: Tsy hahazo mandia ny faritanin'Antananariuo io olona io mandritra ny dimy taona 1 Mamaldvaky: Mandia taon-tsarotra I-zao tontolo izao fa saika misy korontana hatraiza hatraiza 1 Mandrefy amin'ny tongotra: Mandia ny lauan'ny trano Rabe. 1 Mihatra: Man-dia ny voalazako omalY fa indro tokoa àry fa misy rivo-doza, hono, mananontanona ny morontsiraka atsinanana 1 Mivaly: Mandia ny fikelezanao aina fa afaka soa aman-tsara ianao..1 Mifanojo: Mandia ny hevitro lahy ny heoitrao! 1 Tanteraka, mifanaraka amin'ny...: Sala-ma daholo ny mponina ao Mangarivotra, mandia tokoa lahy ny anaran'io tanàna io. Teny misy ifandraisany amin' ny Mandia: Manitsaka, mandeha, mizotra, mivikiv?ky, mijaingljaingy, mijongijongy, mamikavika dia, mamilafila, mamindrafmdra, manevika, mananika, miakatra, miorika, midina, mivalana, manao hitsin-dalana, manao torata dy, manao dian'omby jamba, manara-drenirano, mira parapa, mip arap ain go, miva rina an-kady, mifatratra ankady, mianjera an-tevana, manao rebik'ondry, manao raban-tsahona, manao fitandririnina, mijaikojaiko, mitsaitsaika, mirodorodo, migodongodona, manao findrari-tsokina. Manao dia miverina, manao dia mianotra, mihemotra, miantsorona, miantsoro-mianotra Manadiva, mihazo, momba, mandalo, manapaka, manitsy, marnakivaky, manavatsava, mikatsakatsaka, manivaka, mivily, misondrovaka. Mivahiny, mody mandry, mitampody, manao tampody fohy, manao lavalina, mandry an-dalana, manorin-day, manorindasy. Mitsaka, miantsona, miondrana, mita, miampita, midika, mitody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel