Dikan'ny teny : mandifotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (difotra) mt.p.: Mihoatra: Mandifotra anao io tamboho io. 1 Mitelina: Dia handifotra ahy ve io lavaka io, io rano io?. - F.-p.: Impito mandifotra olona: lalina dia lalina, tsy taka-polopolorina, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel