Dikan'ny teny : mandika

Hampiditra dikany vaovao
1 (dika) mt.p. (mandikà): Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan'Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby. 1 Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka 1 Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao. 1 Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin'ny solaitrabe aho ka la-sa eritreritra lauitra • Mamadika amin'ny fitenim-pirenen-kafa na amin'ny fitenin'ny tena: Iza no handika ny tenin'io uahiny io fa tsy azonay izay lazainy? Mandikatra (dikatra) mt.p.: Mandingandingana raha ma nao zavatra ka misy hadino. Mandilana, Manadilana (dilana) mt. p.: Manisy dilana na keoka kely eo afovoany. Mandilatra (dilatra) mt.p.: Mahakasika kely foana, manolotra: Nandilatra ny sorony ny bala Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel