Dikan'ny teny : mandina

Hampiditra dikany vaovao
1 Mandimandina p.t.: Malamalama ary toa mamirapiratra amin'ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin'ny tsemboka ny tarehiny. 1 h.o.: Miadana, sambatra, velom-pinaritra. ~ t.f.f.: Amandina, hamandinina, voamandina 1 manamandina, fanamandina, mpanamandina 1 anamandinana, fanamandlnana I mimandina, fimandina 1 mahamandina 1 mandimandina 1 hamandina, fahamandina 1 hamandinana, fahamandinana. ΒΆ M.h.: Mililotra, mihilotrilotra, mihilontrilona, mangilohilo, mangilatra, malaholaho, malandilandy, malambolambo, minendonendo, ma lamalama, mamirapiratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel