Dikan'ny teny : mandingana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dingana) mt.p. (mandingàna): Mitsambikina avy eo amin'ny ilan'ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita er? amin'ny ilany iray: Tsy afaka mandingantatatra ny vehivavy sasany amin'ny zipony tery loatra. 1 h.o.: Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin'ny tsianjery tao. / Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra 1 Enti-misolony anarana hoe dingana amin'ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin'it? trano it?. 1 Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel