Dikan'ny teny : mandinika

Hampiditra dikany hafa
1. (dinika) nits. (mandiniha): Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan'ny biby mandinika Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (dinika) mt.p. (mandiniha): Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, ma-ka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra. 1 Mijery ela, manombantombana: Nandinika an'ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe. ΒΆ M. h.: Mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, malts fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandagjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0054