Dikan'ny teny : mandiso

Hampiditra dikany hafa
(diso) mt.p. (mandisoa): Mahatonga hanao fahadisoana: Ny fitabataban'ireo ankizy ireo no nandiso ny marika nataoko. 1 Mahatonga ho tsy mahatratra (fotoana), mahatonga ho tsy mana tan teraka (fanan tenana): Nandiso fanantenana azy ilay zanany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053