Dikan'ny teny : manditra
Hampiditra dikany hafa
1.
(handitra) p.t.: Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra. ¶ M.h.: Mafotra, maisatra, mavoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
na Mandotra a: Ka-raz am-bibilava lehibe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha