Dikan'ny teny : mando

Hampiditra dikany hafa
(ando) p. t.: Vontondrano, mitana rano: Mando ny tany ka manaova kiraro. / Mando it? trano ity ka tsy mahasalama ¶ M.h,: Lena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0122