Dikan'ny teny : mandodona

Hampiditra dikany vaovao
1 (dodona) mt.p. (mandodàna): Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy lehibe mandodona azy. 1 Manery handeha na hanao malaky: Nandodona ny vadiny Rangahy fa efa velona ny lakolosy fahatelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel