Dikan'ny teny : mandohalika

Hampiditra dikany vaovao
1 (lohalika) mt.s. (mandohaleha): Mampijoro ny tena eo ambonin'ny ampelandohalika, ny ranjo a min'izany miforitra ka mitsotra any aoriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel