Dikan'ny teny : mandoko

Hampiditra dikany vaovao
1 (loko) mt.p. (mandokoa): Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy fantatra. 1 Mametaka amin'ny dity, lakoly, giho..,: Mandoko peta-drindrina amin'ny tavolo Rakoto. / Manisy kase taratasy mba tsy hahazoana mamoha azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel