Dikan'ny teny : mandokoroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (dokoroka) mt s.: Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan'ny olona ny tena: Mandokoroka ao alatrano ao ny zanakao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel