Dikan'ny teny : mandonaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (donaka) mt.p. (mandonaha): Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny tan iny izy. Ahitsio
2 (donaka) mt.p. (mandonafa): Mana troka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena 1 Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel