Dikan'ny teny : mandositra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lositra) mt.s. (mandosira): Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo. ? Mivoaka an-tsokosoko, mile-fa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina. ? mt.p.: Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao. ΒΆ M.h.: Midify, milefa, mitsoaka, mitsoriaka, miporitsaka, mivoaka, miriotra, mirifatra, manavotra aina, manao tsoa-pe, manao kaovasy, manao rarangy, manao tongotra an-katoka, manao vezamaimbo, riatra mandositra, vaky mandositra, vaky bao, vaky tady, tapa-kofehy, tsy tana, madio ny rano nitany, miridana, milomay, lasa any an-dakira, lasa any banty, la-sa any am-parakatsakatsaka, manao tsipy kely, manao fialan'ny Jiosy, manary basy, manifi-drano, mitakidingina, manary, manjavona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel