Dikan'ny teny : mandoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (loto) mt.p. (mandotoa): Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana it? zaza t?, 1 Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza ¶ M.h.: Manosodratsy, manoso-potaka, manendry ratsy. 1 Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy. /Mandoto tempoly. ¶ M.h.: Manao angovy, manao an-kery, ma-ka an-kery, manao am-bohika, manao am-boribory, mametaveta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel