Dikan'ny teny : mandoza

Hampiditra dikany vaovao
1 (loza) mt. s. (manda-:à): Mahatonga, mitera-doza: Mandoza ny areti-miftndra fa mandripaka vahoaka. * Manambara loza: Lazain' ny olona fa mandoza ny akoho manatody malemy. * Ohab.: Vantotr'omby minono tsy mandoza fa mahatsiahy ny ela: enti-milazafanaovan-javatra tsy fahita, izay tsy milaza loza akory fa fahatsiarovana ny fanao fahiny mahamanimanina fotsiny. 1 Mandry amin'olon-tsy heny, miray amin'olona tsy azo vadina: Nampihorika ny ambanilanitra ny nataony fa nandoza ilay tsy valahara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel