Dikan'ny teny : mandrahaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (rahaka) p. t.: Mirantsana be, mantra' rantsana betsaka: Malomaloka tsara ny tokotanintsika azon'io hazo lehibe mandrahaka io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel