Dikan'ny teny : mandrahona

Hampiditra dikany vaovao
1 (rahona) mt.s. na mt.p. (mandrandna): Misy rahona, rakotry ny rahona: Mandrahona ny andro ka mampatoritory, 1 Manaloka: Tokony hotapahina io hazo io fa mandrahona ny tranontsika ? Manombana ho avy, mitrahotraho: MitondrĂ  elo fa mandrahona ny ranonorana. ? Manao fihetsehana milaza mialoha fa hamely, manambana: Mandrahona an' Ikoto Ramose ka mamitsaka Ikoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel