Dikan'ny teny : mandraikitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (raikitra) mt.p. (mandraiketa): Mametaka mba isy hiala, tsy hihetsiketsika: Mandraikitra sary amin'ny rindrina ? Manapaka, mamarana: Mandraiki-barotra ? Manondro: Mandraikitra fotoana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel