Dikan'ny teny : mandrairay

Hampiditra dikany vaovao
1 (rairay) mt p. (mandrairaisa): Mikasika, ma• nendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao. ?h.o.: Mangalangalatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel