Dikan'ny teny : mandraka

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Hatramin'ny, ambaraka: Andraso eto aho mandra-piveriko. (Hita araka io ohatra io fa ny "mandraka", toy ny "ambaraka" rahateo koa, dia tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny a narana avy amin'ny matoantenin'ny mpanao manomboka amin'ny f, toy ny fiverina, fatory, fanoratra: Rotsirotsio izy mandra-patoriny). Ahitsio
2 p.t.: Mahia dia mahia, kaozatra: Mandràka er? izy hatramin'ny naharariany. ¶ M.h.: Jar. Mahia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel