Dikan'ny teny : mandrakizay

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy misy fiandohany ary tsy misy fiaf arany: Andriamanitra dia mandrakizay. ? Tsy manampahataperana: Ny fiainana mandrakizay. 1 p. mt.: Na rahoviana na rahoviana: Tsy hisaraka aminao mandrakizay aho. ΒΆ M.h.: Doria, alaovalo, antaranoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel