Dikan'ny teny : mandrakotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rakotra) mt.p. (mandrakofa): Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana / Mandrakotra vilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel