Dikan'ny teny : mandrandrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (randrana) mt p. (mandrandrĂ na): Mamboatra ny volo lavan'ny vehivavy ho misy amboara na ampehezany telo avy izay ampidipidiriny ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatoriny hanana endrika samihafa araka ny karazana tiana hatao: randra-madinika, randran-telo, fito an'ila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel