Dikan'ny teny : mandranitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ranitra) mt.p. (mandranita): Mahatongaharanitra: Mandranitra tsipika ΒΆ M.h.: Manasa, maka maso. 1 Mahatonga hahery: Vao mainka mandranitra ny filon' ny nofo ny mijery sary mamoafady. 1 Mitana sakaiza ratsy. - F.-p.: Mandrani-tena: manandra-tena. / Mandranitra ny mpiady: mampirisika ny mpiady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel