Dikan'ny teny : mandranjo

Hampiditra dikany vaovao
1 (ranjo) p.t: Entimilaza parasy izay mananika ary mandrakotra ny ranjo noho ny habetsahany: Mandranjo ny parasy amin'ity trano vao Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel