Dikan'ny teny : mandraoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (raoka) mt.p. (mandraofa): Meta eran'ny tanana, manangona amin'ny tanana, lapely: Mandraoka fasika ? h. o.: Mandraoka vo-la, hono, izy amin'ny varotra omby any andrefana any. 1 Mipaoka, mifaoka zavatr' olona. ~ Mamabo, manosy (f anan an' olona). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel