Dikan'ny teny : mandraotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (raotra) mt.p. (mandraota): Manongotra ahitra amin'ny tanana, antsy...; manatsikera, mameravexa, mamohavoha; maka ankery; mandrovitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel