Dikan'ny teny : mandratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ratra) mt.p. (mandratrĂ ): Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io uy maranitra io sao mandratra ny zanakao. • h. o.: Mampitondra alahelo:Nanao teny nandratra ny fony ianao. ? Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin'ny fitsarana io. ~ Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel