Dikan'ny teny : mandrava

Hampiditra dikany vaovao
1 (rava) mt.p. (mandraud): Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan'i Toamasina ilay riuo-doza tamin'ny 3 marsa 1927, f. h.o.: Ny ahiahy mazdna mandrava fihauanana ? Mamaha, manasaratsaraka: Mandraua fiarakodia • Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. - F.-p,: Mandrava efa ohatra ny voalavo: ilazana ireo olona manimbanimba ny zavatra tsars, manakorontana ny efa milamina, / Mandrava laharana, mandrava sivana: manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel