Dikan'ny teny : mandray

Hampiditra dikany vaovao
1 (ray) mi'. p. (mandraisa): Mikasika amin'ny tanana:Nandray baolina ilay mpilalao ka notsofin'ny mpitsara ny kiririoka. ? Mananty: Mandray fanomezana. ? Mitsena sy mampiantrano: Teo an-kiarya no nandray ny filohan'ny Nosy ny vahoaka * Mitokana: Nandray ny mpitandrina tamim-pomba lehibe ny fiangonana. 1 Manaiky ho isan'ny,..: Nandray azy ho mpikambana ao aminy ny Akademia. ? Mahazo: Nandray ana be taminy ianao ka mahaiza mankasitraka. / Vao avy nandray vola izy. ? mt.a: Miraikitra: Tsy mandray tsara it? loko it? izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel