Dikan'ny teny : mandre

Hampiditra dikany vaovao
1 (re) mt.p. (mandrenesa): Mahalala fisiana feon-javatra iray amin'ny alalan'ny sofina: Tsy mandre na inona na tanna ny sofiko fadonton' ny kininina. ? Mahafantatra: Vao izao aho no nagdre fa narary ny zanakao. ~ Maha• tsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin'it? fana fody - F,-p,: Tsy mahare na tsy mandre izay ambonin'ny tany: matory mata.. / Mandre faty: mandre fa maty Ranona. / Tailam-pandrenesana: mihaino ilany na diso fan• dray hevitra, ka mivaona a • min'ny tsy izy. Teny mifandray hevitra: Mahare, Mihaino, mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana. Tsy mihaino, manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko! Mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel