Dikan'ny teny : mandrehitra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Mampirehitra (rehitra) mt. p. (mandreheta, mampireheta): Mamelona: Mandrehitra na mampirehitra afo. ~ h.o.: Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana - Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel