Dikan'ny teny : mandrendrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (rendrika) mt, p. (mandrendreha): Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy. ? Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrika volamena no raharahany. 1 Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaouany trano izy. 1 Mampioko, mampikomy: 01ona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny. 1 Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin'ny faharatsiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel