Dikan'ny teny : mandrezatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rezatra) mt. s. (mandrezata): Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin'ny sakafo nohanina tsy levona: Tampa-nana ny voua rehefa mandrezatra. 1 Mamantsika amin'ny fantsika lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel