Dikan'ny teny : mandrifatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (rifatra) mt. P. (mandrifàta): Manenjika; mitezitra, mandevilevy. • mt. s.: Lasa mihazakazaka tampoka haingana, milefa: Nandrifatra ny soavaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel