Dikan'ny teny : mandrindrina

Hampiditra dikany vaovao
1 (rindrina) mi. P. (mandrindrina): Manao izay hiadian'ny lelavaravarana amin'ny batana mba tsy hahafahany mivoha (mba hitoviany tantana amin'ny rindrina); manakatona: Efa mahay mandrindrina uaravarana ny zafikeliko. ~ Mametraka olona ao anaty trano mba tsy hahafahany mandehandeha: Nisy nandrindrina an'it? zaza it? tao an'efitra tao ka nitomany foana tao izy. 1 Mametaka varavarana: Mba tsy mahay koa izay mpandrafitra nandrindrina itony varavarana itony. • p. t.: Entimilaza olona sady lehibe no lava, ranjanana, goaibe: Tsitapitapitrizay indro nisy lehilahy nandrindrina be nanatona ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel