Dikan'ny teny : mandringa

Hampiditra dikany vaovao
1 (ringa) p.t.: (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io olona io hatramin'ny nianjerany tamin'ny soavaly. 1 (zavatra) Tsy tsara fipetraka fa müva, mitolila: Mandringa ny Iatabatrao izany. ¶ M.h.: Mikotringa, mitoletsika, mitolitsika, mihantsika, mitolantsika, milepaka, mikolepaka, mikiximbana, tolaka ila, tsapika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel