Dikan'ny teny : mandringana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ringana) mt. p. (mandringàna): Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny ualala no nandringana ny vary tamin'it? tao-na it?. ? Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin'it? vohitra it?? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel