Dikan'ny teny : mandriona

Hampiditra dikany vaovao
1 Miriona (riona) mt. s.: Mivily amin'ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahauoa ahy, ΒΆ M.h.: Mivily, mibirioka, miviona, mihodivitra. ~ Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel