Dikan'ny teny : mandripaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ripaka) mt. p. (mandripaha): Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tat?.• Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto. (• Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin'it? tanety it?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel