Dikan'ny teny : mandriry

Hampiditra dikany vaovao
1 (riry) mt. p. (mandririsa): Manala, manongotra ny ravin-kazo. ΒΆ M.h.: Manorotra. Mandririnina (ririnina) mt. s.: Mangatsiaka. / Manao toetr'andro ririnina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel