Dikan'ny teny : mandrisika

Hampiditra dikany vaovao
1 (risiha) mt. p. (mandrisiha): Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy. ~ Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny ualisoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel