Dikan'ny teny : mandritika

Hampiditra dikany vaovao
1 (ritika) mt. p.: Manaja, manome voninahitra: Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva (manivaiva) ahy, mba evaiko (titan.). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel