Dikan'ny teny : mandritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (ritra) mt. p. (mandrita): Manao izay hahatankina: Mandritra dobo. ~ Mahandro hena amin'ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra ;henan-kisoa 1 Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka. (• ppk.: Enti-milaza ny fotoana aharetan'ny asa na zavatra iray: Niasa nandri tra ny adiny fito aho. ¶ M. h.: Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin'ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel