Dikan'ny teny : mandroaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (roaka) mt. p. (mandroaha): Miambim-biby ka manaraka avy ato aoriana: Mandroaka omby. • Manosika handeha hihataka, hivoaka: Mandroaka akoho. 1 Manery hiala, manesotra: Mandroaka mpiasa. ~ Manao sesi-tany: Nandroaka ilay nihinam-bolam-bahoaka ny fanjakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel