Dikan'ny teny : mandroatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (roatra) mt, s.: Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin'ny riana 1 Entimilaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny uary ka tsy ela dia ho masaka. ~ Mirehitry ny hatezerana tanrpoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy. ΒΆ M.h.: Misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel