Dikan'ny teny : mandrobo

Hampiditra dikany vaovao
1 (robo) mt. p. (mandroboa): Mamitaka amin'ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny. ~ Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel